plt_tn/jhn/06/50.md

550 B

Ity no mofo

Eto ny "mofo" dia sari-teny manondro an'i Jesosy izay iray manome ny fiainana ara-panahy tahaka ny mofo manohana ny fiainana ara-nofo. DH: "Izaho dia tahaka ny tena mofo"

tsy ho faty

"Miaina mandrakizay." Eto ny teny hoe "maty" dia maneho ny fahafatesana ara-panahy.

mofo velona

Ity dia midika hoe "ilay mofo izay mahatonga ny olona ho velona."

ho an'ny fiainan'izao tontolo izao

Eto "ny izao tontolo izao" dia maneho ny fiainan'ny olona rehetra eto an-tany. DH: "izay hanome fiainana ny olona rehetra eto ambonin'ny tany"