plt_tn/jhn/06/38.md

12 lines
315 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ny vahoaka.
# Izy izay naniraka Ahy
"ny Ray, izay naniraka Ahy"
# ny tsy hanariako izay rehetra nomeny Ahy
Izany dia manamafy ny hoe Jesosy dia tsy hanary ireo olona izay nomen'Andriamanitra ho Azy. DH: "Tokony hitazona azy rehetra Aho"