plt_tn/jhn/06/38.md

315 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ny vahoaka.

Izy izay naniraka Ahy

"ny Ray, izay naniraka Ahy"

ny tsy hanariako izay rehetra nomeny Ahy

Izany dia manamafy ny hoe Jesosy dia tsy hanary ireo olona izay nomen'Andriamanitra ho Azy. DH: "Tokony hitazona azy rehetra Aho"