plt_tn/jhn/06/07.md

357 B

mofo roanjato dinaria

Azo adika hoe: "Ny habetsakin'ny mofo izay mitentina karama roanjato andro."

inona ireo manoloana ireto olona maro?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa tsy manana sakafo sahaza an'ireo olono ireo izy ireo. DH: "ireto mofo sy trondro ireto dia tsy ho ampy hampisakafoana olona maro!"