plt_tn/jhn/06/07.md

8 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mofo roanjato dinaria
Azo adika hoe: "Ny habetsakin'ny mofo izay mitentina karama roanjato andro."
# inona ireo manoloana ireto olona maro?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa tsy manana sakafo sahaza an'ireo olono ireo izy ireo. DH: "ireto mofo sy trondro ireto dia tsy ho ampy hampisakafoana olona maro!"