plt_tn/jhn/05/26.md

16 lines
535 B
Markdown

# Fa tahaka ny Ray manana fiainana ao Aminy, no nanomezana ny zanaka ihany koa mba hananany fiainana ao aminy
Ny teny hoe "Fa" dia manamarika fampitahana. Ilay Zanak'Andriamanitra dia manana ny hery hanome fiainana, tahakan'ny ataon'ny Ray.
# Ray ... Zanak'Olona
Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin' Andriamanitra sy Jesosy.
# fiainana
Ity dia midika hoe fiainana ara-panahy.
# nomen'ny Ray fahefana hitsara ny Zanaka
Ilay Zanak'Andriamanitra dia manana ny fahefan'Andriamanitra Ray hitsara.