plt_tn/jhn/05/26.md

535 B

Fa tahaka ny Ray manana fiainana ao Aminy, no nanomezana ny zanaka ihany koa mba hananany fiainana ao aminy

Ny teny hoe "Fa" dia manamarika fampitahana. Ilay Zanak'Andriamanitra dia manana ny hery hanome fiainana, tahakan'ny ataon'ny Ray.

Ray ... Zanak'Olona

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin' Andriamanitra sy Jesosy.

fiainana

Ity dia midika hoe fiainana ara-panahy.

nomen'ny Ray fahefana hitsara ny Zanaka

Ilay Zanak'Andriamanitra dia manana ny fahefan'Andriamanitra Ray hitsara.