plt_tn/jhn/05/09.md

342 B

sitrana ilay lehilahy

"lasa salama indray ilay ralehilahy"

Ary Sabata izay andro izay

"Ary izany andro izany dia andro fitsaharan' Andriamanitra"

Ary

Ny "Ary" dia nampiasaina eto mba hisintonana ny saina ho an'ny amin'ny fampahafantarana fototra. Izany dia manamafy ny zava-misy hoe tamin'ny andro Sabata ity tranga ity no niseho.