plt_tn/jhn/05/09.md

12 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sitrana ilay lehilahy
"lasa salama indray ilay ralehilahy"
# Ary Sabata izay andro izay
"Ary izany andro izany dia andro fitsaharan' Andriamanitra"
# Ary
Ny "Ary" dia nampiasaina eto mba hisintonana ny saina ho an'ny amin'ny fampahafantarana fototra. Izany dia manamafy ny zava-misy hoe tamin'ny andro Sabata ity tranga ity no niseho.