plt_tn/jhn/04/43.md

584 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara izay nandehanan'i Jesosy tany Galilia ary nanasitranana zazalahy iray. Ny andininy faha-44 dia manome antsika fampahafantarana fototra momban'ny zavatra nolazain'i Jesosy teo aloha.

avy tao

avy tao Jodia

ny mpaminany dia tsy manan-danja ao amin'ny taniny manokana

"Ny olona dia tsy mampiseho haja na voninahitra amin'ny mpaminany ao amin'ny taniny" na "Ny mpaminany dia tsy hajain'ny mponina ao amin'ny fiaraha-moniny manokana"

tamin'ny andro firavoravoana

Eto ny firavoravoana dia ny Paska.