# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara izay nandehanan'i Jesosy tany Galilia ary nanasitranana zazalahy iray. Ny andininy faha-44 dia manome antsika fampahafantarana fototra momban'ny zavatra nolazain'i Jesosy teo aloha. # avy tao avy tao Jodia # ny mpaminany dia tsy manan-danja ao amin'ny taniny manokana "Ny olona dia tsy mampiseho haja na voninahitra amin'ny mpaminany ao amin'ny taniny" na "Ny mpaminany dia tsy hajain'ny mponina ao amin'ny fiaraha-moniny manokana" # tamin'ny andro firavoravoana Eto ny firavoravoana dia ny Paska.