plt_tn/jhn/04/39.md

391 B

nino Azy

Ny hoe "finoana" olona dia midika hoe "mahatoky" izany olona izany. Eto izany dia midika koa hoe nino izy ireo fa Izy no Zanak'Andriamanitra.

Nolazainy tamiko avokoa izay nataoko rehetra

Ity dia fanatomboana resaka. Talonjana tamin'i Jesosy ilay vehivavy ka nahatsapa fa efa fantany daholo ny rehetra mahakasika azy. DH: "Izy dia niteny zavatra maro mahakasika ny fiainako."