# nino Azy Ny hoe "finoana" olona dia midika hoe "mahatoky" izany olona izany. Eto izany dia midika koa hoe nino izy ireo fa Izy no Zanak'Andriamanitra. # Nolazainy tamiko avokoa izay nataoko rehetra Ity dia fanatomboana resaka. Talonjana tamin'i Jesosy ilay vehivavy ka nahatsapa fa efa fantany daholo ny rehetra mahakasika azy. DH: "Izy dia niteny zavatra maro mahakasika ny fiainako."