plt_tn/jhn/04/19.md

257 B

Tompoko

Eto amin'ity ny teny hoe "Tompoko" dia nampiasain'ilay vehivavy Samaritana mba iresahana amin'i Jesosy tahaka ny "Tompo" , izay teny manome haja sy mapiseho fahalalam-pomba.

itako fa mpaminany Ianao

"Izaho dia mahatakatra fa mpaminany Ianao"