# Tompoko Eto amin'ity ny teny hoe "Tompoko" dia nampiasain'ilay vehivavy Samaritana mba iresahana amin'i Jesosy tahaka ny "Tompo" , izay teny manome haja sy mapiseho fahalalam-pomba. # itako fa mpaminany Ianao "Izaho dia mahatakatra fa mpaminany Ianao"