plt_tn/jhn/04/13.md

403 B

mbola hangetaheta indray

"mila misotro rano indray"

ny rano izay homeko azy dia ho tonga loharano miboiboika ao anatiny

Eto ny teny hoe "loharano" dia sari-teny hilazana ilay rano maha-velona. DH: "Ny rano izay homeko azy dia ho tonga tahaka ny loharano ao aminy."

fiainana mandrakizay

Eto ny "fiainana" dia maneho ny "fiainana ara-panahy" izay Andriamanitra irery ihany no afaka manome azy.