plt_tn/jhn/04/13.md

12 lines
403 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mbola hangetaheta indray
"mila misotro rano indray"
# ny rano izay homeko azy dia ho tonga loharano miboiboika ao anatiny
Eto ny teny hoe "loharano" dia sari-teny hilazana ilay rano maha-velona. DH: "Ny rano izay homeko azy dia ho tonga tahaka ny loharano ao aminy."
# fiainana mandrakizay
Eto ny "fiainana" dia maneho ny "fiainana ara-panahy" izay Andriamanitra irery ihany no afaka manome azy.