plt_tn/jhn/04/04.md

416 B

Samaria, Samaritana

Samaria dia anaran'ilay tanàna ary ireo faritra manodidina izany any amin'ny faritra avaratr'Israely. Ilay tanàna dia hita eo anelanelan'ny tany lemak'i Sarôna any andrefana ary ny loharanon'i Jordana any antsinana.

Jakoba, Israely

Jakoba dia ilay zandriny amin'ny zanaka kamban'Isaka sy Rebeka

Josefa

Josefa dia ilay zanaka faha-12 an'i Jakoba ary zanaka voalohan'ny reniny Rahely