# Samaria, Samaritana Samaria dia anaran'ilay tanàna ary ireo faritra manodidina izany any amin'ny faritra avaratr'Israely. Ilay tanàna dia hita eo anelanelan'ny tany lemak'i Sarôna any andrefana ary ny loharanon'i Jordana any antsinana. # Jakoba, Israely Jakoba dia ilay zandriny amin'ny zanaka kamban'Isaka sy Rebeka # Josefa Josefa dia ilay zanaka faha-12 an'i Jakoba ary zanaka voalohan'ny reniny Rahely