plt_tn/jhn/03/25.md

12 lines
381 B
Markdown

# Avy eo nisy fifandirana tamin'ny sasany amin'ireo mpianatr'i Jaona sy Jiosy iray
Afaka atao hoe: "Avy ireo mpianatr'i Jaona sy ilay Jiosy nanomboka nifamaly"
# fifandirana
fifamaliana mampiasa teny
# indro, manao batisa izy
Amin'ity fehezateny ity ny teny hoe: "indro" dia baiko midika hoe "mitandrema!" DH: "Indro! Manao batisa Izy" na "Tandremo izao! Fa manao batisa izy"