plt_tn/jhn/03/25.md

381 B

Avy eo nisy fifandirana tamin'ny sasany amin'ireo mpianatr'i Jaona sy Jiosy iray

Afaka atao hoe: "Avy ireo mpianatr'i Jaona sy ilay Jiosy nanomboka nifamaly"

fifandirana

fifamaliana mampiasa teny

indro, manao batisa izy

Amin'ity fehezateny ity ny teny hoe: "indro" dia baiko midika hoe "mitandrema!" DH: "Indro! Manao batisa Izy" na "Tandremo izao! Fa manao batisa izy"