plt_tn/jhn/03/14.md

386 B

Ary toy ny nanandratan'i Mosesy ny bibilava tany an'efitra, no tsy maintsy hanandratana ny Zanak'olona

Hisy olona sasany "hanandratra" an'i Jesosy tahaka an'i Mosesy "nanandratra" ny bibilava varahana tany an'efitra.

tany an'efitra

Ny efitra dia tany maina, ngazana, fa eto izany dia maneho manokana ilay toerana nandehanan'i Mosesy sy ireo Israelita nandritry ny efapolo taona.