# Ary toy ny nanandratan'i Mosesy ny bibilava tany an'efitra, no tsy maintsy hanandratana ny Zanak'olona Hisy olona sasany "hanandratra" an'i Jesosy tahaka an'i Mosesy "nanandratra" ny bibilava varahana tany an'efitra. # tany an'efitra Ny efitra dia tany maina, ngazana, fa eto izany dia maneho manokana ilay toerana nandehanan'i Mosesy sy ireo Israelita nandritry ny efapolo taona.