forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
707 B
Markdown
16 lines
707 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny andininy faha 21 sy 22 dia tsy isan'ny fizarana amin'ny tantara fototra, fa kosa maneho hevitra amin'ilay tantara sy milaza momban'ny zavatra izay hitranga atsy ho atsy.
|
|
|
|
# ka ianao ve hahatsangana azy ao anatin'ny telo andro?
|
|
|
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehoana fa ny fanjakana Jiosy dia mahazo fa te-handrodana ny tempoly Jesosy ary hanorina izany indray ao anatin'ny telo andro. DH: "Tsy vitanao ny hanorina izany ao anatin'ny telo andro!"
|
|
|
|
# nino
|
|
|
|
Eto ny hoe "mino" dia midika hoe manaiky na mahatoky fa marina izany.
|
|
|
|
# izany teny nolazain'i Jesosy izany
|
|
|
|
Ity dia maneho ilay teny nolazain'i Jesosy tao amin'ny 2:17.
|