plt_tn/jhn/02/20.md

707 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha 21 sy 22 dia tsy isan'ny fizarana amin'ny tantara fototra, fa kosa maneho hevitra amin'ilay tantara sy milaza momban'ny zavatra izay hitranga atsy ho atsy.

ka ianao ve hahatsangana azy ao anatin'ny telo andro?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehoana fa ny fanjakana Jiosy dia mahazo fa te-handrodana ny tempoly Jesosy ary hanorina izany indray ao anatin'ny telo andro. DH: "Tsy vitanao ny hanorina izany ao anatin'ny telo andro!"

nino

Eto ny hoe "mino" dia midika hoe manaiky na mahatoky fa marina izany.

izany teny nolazain'i Jesosy izany

Ity dia maneho ilay teny nolazain'i Jesosy tao amin'ny 2:17.