plt_tn/jhn/02/15.md

16 lines
491 B
Markdown

# Noho izany
Ity teny ity dia manamarika tranga izay niseho nohon'ny tranga hafa izay nitranga teo aloha. Amin'ity tranga ity, dia hitan'i Jesosy nipetraka tao an-tempoly ireo mpanakalo vola.
# Aoka izay ny fanaovana ny tranon-dRaiko ho toeram-pivarotana
"atsaharo ny mividy sy mivarotra zavatra ato an-tranon'ny Raiko"
# ny tranon-dRaiko
Ity teny nampiasan'i Jesosy mba anehoana ny Tempoly.
# Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja izay fampiasan'i Jesosy hiantsoana an'Andriamanitra.