plt_tn/jhn/02/15.md

491 B

Noho izany

Ity teny ity dia manamarika tranga izay niseho nohon'ny tranga hafa izay nitranga teo aloha. Amin'ity tranga ity, dia hitan'i Jesosy nipetraka tao an-tempoly ireo mpanakalo vola.

Aoka izay ny fanaovana ny tranon-dRaiko ho toeram-pivarotana

"atsaharo ny mividy sy mivarotra zavatra ato an-tranon'ny Raiko"

ny tranon-dRaiko

Ity teny nampiasan'i Jesosy mba anehoana ny Tempoly.

Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja izay fampiasan'i Jesosy hiantsoana an'Andriamanitra.