plt_tn/jhn/02/12.md

316 B

nidina

Ity dia midika fa nandeha avy any amin'ny toerana ambony nankany amin'ny toerana iva izy ireo. Kanà dia any atsimon'i Kapernaomy ary ambony toerana be.

Ireo rahalahiny

Ny teny hoe "rahalahy" dia manambara ireo rahalahy sy anabavy. Ireo rahalahy sy anabavin'i Jesosy rehetra dia mbola tanora noho Izy.