# nidina Ity dia midika fa nandeha avy any amin'ny toerana ambony nankany amin'ny toerana iva izy ireo. KanĂ  dia any atsimon'i Kapernaomy ary ambony toerana be. # Ireo rahalahiny Ny teny hoe "rahalahy" dia manambara ireo rahalahy sy anabavy. Ireo rahalahy sy anabavin'i Jesosy rehetra dia mbola tanora noho Izy.