plt_tn/jhn/02/09.md

8 lines
223 B
Markdown

# Fa ireo mpanompo izay nanovo ny rano kosa nahafantatra
Ity dia fampahafantarana fototra.
# mamo
Tsy mahavita milaza ny fahasamihafana eo amin'ny divay lafo sy divay mora intsony nohon'ny fisotroana alikaola be loatra.