plt_tn/jhn/02/09.md

223 B

Fa ireo mpanompo izay nanovo ny rano kosa nahafantatra

Ity dia fampahafantarana fototra.

mamo

Tsy mahavita milaza ny fahasamihafana eo amin'ny divay lafo sy divay mora intsony nohon'ny fisotroana alikaola be loatra.