plt_tn/jhn/01/46.md

12 lines
323 B
Markdown

# Natanaela niteny taminy
"Natanaela niteny tamin'i Filipo"
# Moa hisy zava-tsoa avy ao Nazareta?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana. DH: "tsy misy zavatra tsara afaka mivoaka avy ao Nazareta!"
# Izay tsy misy fitaka ao aminy
DH: "lehilahy tena feno fahamarinana"