plt_tn/jhn/01/46.md

323 B

Natanaela niteny taminy

"Natanaela niteny tamin'i Filipo"

Moa hisy zava-tsoa avy ao Nazareta?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana. DH: "tsy misy zavatra tsara afaka mivoaka avy ao Nazareta!"

Izay tsy misy fitaka ao aminy

DH: "lehilahy tena feno fahamarinana"