plt_tn/jhn/01/35.md

364 B

Ny ampitso, indray

Andro hafa ity. Izany dia andro faharoa izay nahitan'i Jaona an'i Jesosy.

Zanak'ondrin'Andriamanitra

Ity dia sari-teny manambara ny sorona tsaran'Andriamanitra. Jesosy dia natsoina hoe "Zanak'ondrin'Andriamanitra" satria Izy natao sorona mba ho takalon'ireo otan'ny olona. Jereo ny nandikanao ity fehezanteny mitovy ity tao amin'ny 1:29.