plt_tn/jhn/01/35.md

8 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny ampitso, indray
Andro hafa ity. Izany dia andro faharoa izay nahitan'i Jaona an'i Jesosy.
# Zanak'ondrin'Andriamanitra
Ity dia sari-teny manambara ny sorona tsaran'Andriamanitra. Jesosy dia natsoina hoe "Zanak'ondrin'Andriamanitra" satria Izy natao sorona mba ho takalon'ireo otan'ny olona. Jereo ny nandikanao ity fehezanteny mitovy ity tao amin'ny 1:29.