plt_tn/jhn/01/10.md

813 B

Teto amin'izao tontolo Izy, ary Izy no nahariana an'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao tsy nahalala Azy

"Na dia mbola teto amin'ity tany ity aza Izy, ary Andriamanitra namorona ny zavatra rehetra tamin'ny alalany, dia mbola tsy nahalala Azy ny olona"

ary izao tontolo izao tsy nahalala Azy

Ny hoe "izao tontolo izao" dia midika hoe ny olona rehetra izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "Ny olona dia tsy nahafantatra hoe iza marina Izy"

Tonga tany amin'ny olony Izy, ary ny olony tsy nandray Azy.

"Izy dia tonga tany amin'ireo mpiray tanàna namany, ary ireo mpiray tanàna namany dia tsy nanaiky Azy koa"

Nandray

Ity dia midika hoe manaiky olona iray. Rehefa misy olona mandray vahiny, dia mampandroso sy manome haja azy ireo amin'ny fanantenana mba hanorenana fifandraisaina amin'izy ireo.