forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
813 B
Markdown
16 lines
813 B
Markdown
|
# Teto amin'izao tontolo Izy, ary Izy no nahariana an'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao tsy nahalala Azy
|
||
|
|
||
|
"Na dia mbola teto amin'ity tany ity aza Izy, ary Andriamanitra namorona ny zavatra rehetra tamin'ny alalany, dia mbola tsy nahalala Azy ny olona"
|
||
|
|
||
|
# ary izao tontolo izao tsy nahalala Azy
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "izao tontolo izao" dia midika hoe ny olona rehetra izay monina eto ambonin'ny tany. DH: "Ny olona dia tsy nahafantatra hoe iza marina Izy"
|
||
|
|
||
|
# Tonga tany amin'ny olony Izy, ary ny olony tsy nandray Azy.
|
||
|
|
||
|
"Izy dia tonga tany amin'ireo mpiray tanàna namany, ary ireo mpiray tanàna namany dia tsy nanaiky Azy koa"
|
||
|
|
||
|
# Nandray
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika hoe manaiky olona iray. Rehefa misy olona mandray vahiny, dia mampandroso sy manome haja azy ireo amin'ny fanantenana mba hanorenana fifandraisaina amin'izy ireo.
|