plt_tn/jer/52/12.md

16 lines
452 B
Markdown

# Ary tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro fahafolon'ny volana,
Izany dia volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# fahasivy ambin'ny folo taona
"nandritra ny sivy taona"
# Nebokadnezara
Izany no anaran'ilay lehilahy.
# ireo mpiambina
Io dia manondro ireo olona izay miaro ny ain'olona no asany.