# Ary tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro fahafolon'ny volana, Izany dia volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana. # fahasivy ambin'ny folo taona "nandritra ny sivy taona" # Nebokadnezara Izany no anaran'ilay lehilahy. # ireo mpiambina Io dia manondro ireo olona izay miaro ny ain'olona no asany.