plt_tn/jer/52/06.md

428 B

Tamin'ny volana fahefatra, tamin'ny andro fahasivy tamin'izany taona izany

Io dia ny volana fahefatra amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany. Ny andro fahasivy dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.

tanàna

Io dia manondro ny tanànan'i Jerosalema.

dia rava

Ireo Babyloniana dia nandrodana ny manda nanodidina ilay tanàna.

lemaka

"tany fisaka"