plt_tn/jer/52/06.md

16 lines
428 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny volana fahefatra, tamin'ny andro fahasivy tamin'izany taona izany
Io dia ny volana fahefatra amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany. Ny andro fahasivy dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tanàna
Io dia manondro ny tanànan'i Jerosalema.
# dia rava
Ireo Babyloniana dia nandrodana ny manda nanodidina ilay tanàna.
# lemaka
"tany fisaka"