plt_tn/jer/52/04.md

16 lines
489 B
Markdown

# Ary
Ity teny ity dia nampiasa eto mba hanamarihana fanombohana fizarana vaovao amin'ilay tantara.
# tamin'ny volana fahafolo, ary tamin'ny andro fahafolon'ny volana
Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana.
# Nitoby tandrifin'izany izy ireo
"Ny tafik'i Nebokadnezara dia nitoby tandrifin'i Jerosalema"
# fahiraika ambin'ny folon'ny taona
"mandra-pahatonga ny taona fahiraika ambin'ny folo"