plt_tn/jer/52/04.md

489 B

Ary

Ity teny ity dia nampiasa eto mba hanamarihana fanombohana fizarana vaovao amin'ilay tantara.

tamin'ny volana fahafolo, ary tamin'ny andro fahafolon'ny volana

Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana.

Nitoby tandrifin'izany izy ireo

"Ny tafik'i Nebokadnezara dia nitoby tandrifin'i Jerosalema"

fahiraika ambin'ny folon'ny taona

"mandra-pahatonga ny taona fahiraika ambin'ny folo"