plt_tn/jer/51/41.md

4 lines
200 B
Markdown

# ny ranomasina ... ireo onjany mierona
Ireo fahavalon'i Babylona dia efa nandresy azy. Ny "onja" dia manondro ireo vondron'olona maro. Ny teny "rano" sy "ranomasina" matetika maneho ireo firenena.