# ny ranomasina ... ireo onjany mierona Ireo fahavalon'i Babylona dia efa nandresy azy. Ny "onja" dia manondro ireo vondron'olona maro. Ny teny "rano" sy "ranomasina" matetika maneho ireo firenena.