plt_tn/jer/51/29.md

234 B

hihorohoro ... ny tany

Yaveh dia nampanantena korontana lehibe izay hampihorohoro ny firenena manontolo. Ny "tany" eto dia manondro ny vahoakan'i Babylona niaina tany.

ao anaty hirifiry

Ho ao anaty fahoriana lehibe i Babylona.