plt_tn/jer/51/29.md

8 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hihorohoro ... ny tany
Yaveh dia nampanantena korontana lehibe izay hampihorohoro ny firenena manontolo. Ny "tany" eto dia manondro ny vahoakan'i Babylona niaina tany.
# ao anaty hirifiry
Ho ao anaty fahoriana lehibe i Babylona.