plt_tn/jer/50/44.md

32 lines
876 B
Markdown

# Indro
Ny teny "indro" dia mitondra fanamafisana amin'izay ho lazaina manaraka.
# Miakatra ... izy
Ny teny "izy" dia manondro an'ireo mpiavy avy any avaratra.
# tahaka ny liona
Io dia fomba iray hafa hilazana fa ilay fanafihana dia hasiaka sy amin'ny fotoana tsy ampoizina.
# ho ataoko mandositra faingana ao amin'izany izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Babylona; ny teny "izany" dia manondro ilay fanafihana.
# hametraka olona voafidy
DH: "olona izay ho fidiko"
# iza no tahaka Ahy, ary iza no hiantso Ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana ny hakelin'ny olombelona. DH: "Tsy misy tahaka Ahy, tsy misy mandidy Ahy mba ho avy."
# hiantso
mandidy olona ho avy
# Mpiandry ondry tahaka ny ahoana no ahatohitra Ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana fa tsy misy mpitarika afaka hanohitra Azy na handresy Azy.