plt_tn/jer/49/21.md

24 lines
531 B
Markdown

# izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Edoma.
# Nihozongozona ny tany tamin'ny feon'ny fianjeran'izy ireo. Ny feon'ny fitarainana dia re hatrany amin'ny Ranomasina Mena.
Ny tanjon'io fanitarana io dia mba hilazana ny tsy fahombiazan'i Edoma dia ho mafy.
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy"
# misy olona hanafika toy ny voromahery, ka hidina ary hamelatra ny elany
Hatsiravina sady tsy ho ampoizina ilay fanafihana.
# Bozra
Tanàna iray.
# ho tonga toy ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza
"ho safotra sy ho feno tahotra"