forked from WA-Catalog/plt_tn
531 B
531 B
izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Edoma.
Nihozongozona ny tany tamin'ny feon'ny fianjeran'izy ireo. Ny feon'ny fitarainana dia re hatrany amin'ny Ranomasina Mena.
Ny tanjon'io fanitarana io dia mba hilazana ny tsy fahombiazan'i Edoma dia ho mafy.
Indro
DH: "Jereo" na "henoy"
misy olona hanafika toy ny voromahery, ka hidina ary hamelatra ny elany
Hatsiravina sady tsy ho ampoizina ilay fanafihana.
Bozra
Tanàna iray.
ho tonga toy ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza
"ho safotra sy ho feno tahotra"